»  17.06.15| Coopération bilatérale entre Ilampy et l’ONG Namana club JAPON  »  01.06.15| Football – COSAFA Cup : Les Barea à la 3e place

 

Ny Rado RAFALIMANANA , AMBASSADEUR I.C.A.F.E à Madagascar.

28450157 1779738092071422 1846028478 n

2018 Mars 15, Isaorako ilay Mpahary izao tontolo izao noho izao adidy Masina eto an-tany, ka nahavoatendry ampanetren-tena ny Tena ho AMBASSADEUR "ENVOYE SPECIAL de la PAIX et du DEVELOPPEMENT de INTERGOVERMENTAL COLLABORATIVE ACTION FUND for EXCELLENCE (I.C.A.F.E) avy amin'ny Firenena Mikambana izay hitoetra eto #MADAGASIKARA


Eto isika no hanampy ireo Firenena sahirana eto an-tany, ary anisan'izany ity MANANKASITSARA antsika ity amin'ny alalan'ny Tetik'Asa #VATOEKA miainga amin'ny #Fokonokona
Hitombo Hasina anie ny zanak'Olombelona 
@Nyrado Rafalimanana 
Ambassador & Envoye Special 
INTERGOVERMENTAL COLLABORATIVE ACTION FUND FOR EXCELLENCE
www.icafe.uno

28511527 1779736772071554 1681190190 n