»  17.06.15| Coopération bilatérale entre Ilampy et l’ONG Namana club JAPON  »  01.06.15| Football – COSAFA Cup : Les Barea à la 3e place

 

NY FANAHY MAHA OLONA AMBATOLAMPY : FISANTARANA NY KAFE SERA

ambatolampy-1.jpg

Tsy nanadino ireo loharano nipoirana NY FANAHY MAHA OLONA ka nanolotra BODOFOTSY ho azy ireo satria dia tena mangatsiaka tokoa aty Ambatolampy

ambatolampy-kafe-sera-11.jpg
KAFE SERA

Ho fampisehoana fa mahay asa tanana ny mponina eto Ambatolampy fa mila fanampiana ara-barotra sy akora,


ambatolampy.jpg
Abatolampy

dia nanolotra fahatsiarovana kely ho an'Andriamatoa PREZIDA sy ny ankohonany NY FANAHY MAHA-OLONA Ambodiriana-Ambatolampy


action-de-solidarite-ny-fanahy-maha-olona-2.jpg action-de-solidarite-ny-fanahy-maha-olona-4.jpg
ambatolampy-kafe-sera-6.jpg ambatolampy-kafe-sera-10.jpg
ambatolampy-kafe-sera-1.jpg ambatolampy-kafe-sera-2.jpg
action-de-solidarite-ny-fanahy-maha-olona-5.jpg
Tonga eto Ilampy hitokana masohivoho Ny Fanahy Maha Olona, misy roa izy ireo, dia ny masohivoho Ambodirina hiandraiktra ny komiona Ambtolampy, ary Bemasondra hiandraikitra ny distrika Ambatolampy, ka anisan'izany ny fametrahana ny birao.

Ambatolampy dia faritra iray manana ny maha izy azy eo amin'ny asantanana ka tsy hadinon'ny Fanahy Maha Olona, ka noho izany dia tonga eto izahay hitondra ny anjara-biriky ho an'ireo zoky olona eto amin'ny tananan'ny Ambodirina.

Sahirana ny vahoaka, mangatsiaka ny andro ka nitondra bodofotsy izahay ho an'ny Be antitra, koa fanampin'izany dia nisy hevitra momban'ny fanaovana toerana mba hisotron'ny vahoaka kafe sy mba hinanany mofo mamy ary mba hiresadresahn'izy ireo, koa dia nototosaina androany izany ny fanokanana ny kafe Sera et Ilampy.

Ny Rado Raflimanana