»  17.06.15| Coopération bilatérale entre Ilampy et l’ONG Namana club JAPON  »  01.06.15| Football – COSAFA Cup : Les Barea à la 3e place

 

Ny Fanahy Maha Olona Ambatolampy : Fanamboaran-dalana

Toy izao ny firaisan-kina nasehon'ireo Tanora NY Fmo Ilampy nandritra ny roa andro, rehefa tsy handray andraikitra ireo tompon'andraikitra dia nasehon'izy ireo fa mahavita zavatra ny tanora, mankasitraka feno.

Ilampy Ilampy Ilampy


Nanomboka ary ny fanamboarana rehefa avy nentanina ireo tanora, vetivety dia vory ary niaraka tamin'ny fitaovana izy ireo, nikasa ny hindrana tracteur tao amin'ny kaominina fa tsy tao moa ny tompon'andraikitra tamin'izany ka izay fitaovana teo ampelatanana no nampiasaina

Ilampy Ilampy logo-jpg.jpg




Ny Fanahy Maha Olona Amabtolampy
Tahiana Randrianarisoa
03.03.2014