»  17.06.15| Coopération bilatérale entre Ilampy et l’ONG Namana club JAPON  »  01.06.15| Football – COSAFA Cup : Les Barea à la 3e place

 

IVOLINA TOAMASINA

toamsina-asa-soa-2.jpg Tonga eto Toamasina ny mpiara miombonantoka izay tarihin’Andriamatoa Ny Rado Raflimanana, Filoha Nasionaly Ny Fanahy Maha Olona, AXIUS HUMANITY, miaraka amin ny CROIX ROUGE MADAGASCAR ary ny CROISSANT ROUGE EMIRATES hanatanteraka ny fandaharan`asa fanasoavana ho entina manasoa sy mikarakara ireo zanantsika eto Ivolina, Toamasina,

Izany fiaraha miasa izany dia vokatr’ ireo tetik`asa naroson’ny Filoha Ny Rado Rafalimanana teo anatrehan`ny vazatany rehetra Koa ny ABU DHABI no namaly, koa setriny dia Handray antanana 1 000 000 ankizy 3 taona ka hatramin `ny 12 taona, ary ho tolorana akanjo fitafy vaovao sy akanjo tsy matahotra orana...

Adidy tsy an`olon-dratsy ary manomboka amintsika mahatsapa tena ny fanompoana ny mpiara belona sy ny firenena iray manontolo...

Aleo ny politika aloha eo fa ndao isika hanampy ireo Ory ... Ny Fanahy Maha Fanahy.
  toamsaina-novembre-2013-2.jpg   toamsaina-novembre-2013-3.jpg   toamsaina-novembre-2013-4.jpg  
  toamsaina-novembre-2013-1.jpg

TOAMASINA

  ivolina-toamasina.jpg

IVOLINA TOAMASINA

  tamatave.jpg

TOAMASINA

 
  foulpointe-nov-2013.jpg

FOULPOINTE TOAMASINA

bickaville.jpg

BRICKAVILLE TOAMASINA

  logo-jpg.jpg  

Ny Fanahy Maha Olona - 06/11/2013

Abonnez-vous à notre newsletter