»  17.06.15| Coopération bilatérale entre Ilampy et l’ONG Namana club JAPON  »  01.06.15| Football – COSAFA Cup : Les Barea à la 3e place

 

Nizara izay anjarabiriky ho an`ireo Ankizy ho fanilon`ny ASARAMANITRA

Ho fankalazana ny asaramanitra 2014 dia nitondra ny anjarabirikiny ho an’ireo ankizy eny Ambodiafotsy Ny Fanahy Maha Olona, ka dia nizara anrendrina mba ahafan’izy ireo mifaly sy manakalaza ampitiavana izany fotoan lehibe izany.

Fianritra tokoa ireo ankizy , kotaba sy hehy no hita soritra eny amin’ny endrik’izy ireo.

Asaramanitra 2014 1 Asaramanitra 2014 4 Asaramanitra 2014 2

AMBODIAFOTSY : Harendrina 25 jona 2014

Asaramanitra 2014 3 Asaramanitra 2014 1


Ny FMO | 25.06.2014