»  17.06.15| Coopération bilatérale entre Ilampy et l’ONG Namana club JAPON  »  01.06.15| Football – COSAFA Cup : Les Barea à la 3e place

 

Fizarana bodofotsy ho an’ireo mpiray tanindrazana sahirana

Antananarivo Antananarivo
Mba ho fijerena manokana ireo tsy manan-kialofana eto Antananarivo dia nanantanteraka fizarana bodofotsy ho an’ireo mpiray tanindrazana sahirana, tsy manankialofana eny amban’ny Tunnel Ambohidahy, Ambassade de France, tunnel Ambanidia, Anosibe ( lalam-by) ary tetezana Behoririka Ny Fanahy Maha-Olona Foibe, miaraka amin’ny Axius Humanity.
Antananarivo Antananarivo
Ny Fanahy Maha Olona miaraka amin'ny AXIUS HUMANITY, antananarivo faha 28 desambra 2013
Antananarivo
Antananarivo Antananarivo