»  17.06.15| Coopération bilatérale entre Ilampy et l’ONG Namana club JAPON  »  01.06.15| Football – COSAFA Cup : Les Barea à la 3e place

 

DUBAI FESTIVAL NEW YEAR 2014

Dubai

Fanandratana ny maha Malagasy eo amin`ny Kolotsaina hananantsika dia Maneho seho lehibe eto DUBAI (UAE) ireto Tanorantsika manan-talenta ireto mandritry ny DUBAI FESTIVAL NEW YEAR 2014 ...
Haharitra andro maro izy ireo no eto United Arab Emirats...
Carnaval Kanto Malagasy

Tsy menatra isika fa Malagasy, ary ataontsika ambony foana izany hoe Madagasikara izany na aiza na aiza...
Ampitiavana feno azy ireo ary maniry isika fa hifoha toy izao daholo ny tanora ara-tsehatra misy avy azy.
Ny Fanahy maha olona, ny Hery tsy mahaleo ny fanahy...

Malagasy Malagasy Malagasy
Manitsaka an`i DUBAI ny Kanto Malagasy indrindra fa ny fomban-drazantsika... Ndao ny antsika no hampisehona ny aty ivelany fa tsy voatery ny an`ny hafa foana no entina any tanana...
Velona ny amponga sy ny sodona, ny dihan-tsoroka tsy lazaina intsony miaraka ireto ankizy avy amin`ny lafivalon`ny nosintsika...
Jereo ange ny endriky izy ireo, faly sy ravo na dia mangidy aza ny any an-tanana, tsy maintsy hasehontsika fa manana ny ho aviny i Madagasikara na ho an`ny taranaka fotsiny aza..

Ampitiavana feno
Ny Rado Raflimanana - Ny Fanahy Maha Olona
Malagasy Malagasy Malagasy

Malagasy Malagasy Malagasy

Ny Fanahy Maha Olona 01.01.2014