»  17.06.15| Coopération bilatérale entre Ilampy et l’ONG Namana club JAPON  »  01.06.15| Football – COSAFA Cup : Les Barea à la 3e place

 

Fihaonana tamin'ny mpianatry ny Université ACCEM

Accem 2 Nizara ny traikefany tamin'ny mpianatry ny Université ACCEM i Ny Rado RAFALIMANANA ny alakamisy 15 May lasa teo.

Nanambara izy fa tokony hanana nofinofy ny zavatra heritreretina atao ny tanora malagasy indrindra, hoy izy ianareo mpianatra.
Accem Faniriny ny hananan' ny tsirairay asa ho an' ny tenany.
Hafatra ho an' ireto mpianatry ny Université ACCEM ireto ny mba hananan' izy ireo firaisankina ka hananganana orinasa iray mifanandrify amin' ny nianarany. Farany, tsy hanagana orinasa eto Madagasikara intsony izy fa hanosika kosa ireo tanora hanangana orinasa ary vonona izy hanampy.





Ny FMO |19.05.2014