»  17.06.15| Coopération bilatérale entre Ilampy et l’ONG Namana club JAPON  »  01.06.15| Football – COSAFA Cup : Les Barea à la 3e place

 

10th CII EXIM Bank Conclave on India-Africa Project Partnership March 9-11, 2014

10th cii exim bank conclave 2 You are here Home » Events » 10th CII EXIM Bank Conclave on India-Africa Project Partnership March 9-11, 2014

549 PROJECTS WORTH $85 BN DISCUSSED AT INDIA-AFRICA CONCLAVE IN NEW DELHI

Around 549 projects worth around $85.37 billion were discussed at the just concluded India-Africa conclave. African nations have evinced keen interest in Indian businesses ranging from agriculture, energy, rail link to healthcare.

Source | http://www.indiaafricaconnect.in 16.03.2014

10th cii exim bank conclave 6
10th cii exim bank conclave 4

Ny Rado Rafalimanana - Miaraka amin'ireo solotena Malagasy

Ny 9 ka hatramin'ny 11 n'ny volana marsa no nanatanterahana ny hetsika CII-EXIM BANK tao amin'ny Taj Palace New Dehli, famolavolàna fiaraha-miasa eo amin'ny firenena Indiana sy Afrikana izay natrehan'ireo firenena 72 manerana ny Afrika , ka anisan'ny nandray anjara tamin'izany Madagasikara nisy ny delegasionina nisolo-tena manokana ny firenena malagasy Atoa Sekretera Jeneralin'ny Ministeran'ny Varotra Irimanana Emilson Enikaja sy Rtoa Raharinjatovo Noroseheno DPEP Vice Primature de l'Economie et l'Industrie.
10th cii exim bank conclave 3
Hetsika teo ambany fiahian'ny Governemanta Indiana, ny Ministeran'ny Varotra sy ny Industria Indiana, entina indrindra mba hampiroboroboana ny fampandrosoana ny varotra sy ny famokarana eo amin'ny firenena roa tonta ka nijerena akaiky ny fiaraha-miasa azo atao amin'ny firenena tsirairay avy. Fanalahidy goavana eo amin'ny fampiroboroboana ara-ekonomika eo amin'ny ilabolan-tany antsimo na ny "South-South Cooperation.

Ny tanjona moa dia ny hahatonga ny firenena roatonta ho mpitarika eo amin'ny sehatrin'ny fifaninanana iraisam-pirenena sy ny fampiroboroboana ny varotra.
Source : Ministeran'ny Varotra

10th cii exim bank conclave 7 10th cii exim bank conclave 5