»  17.06.15| Coopération bilatérale entre Ilampy et l’ONG Namana club JAPON  »  01.06.15| Football – COSAFA Cup : Les Barea à la 3e place

 

Iray volana katroka no nanokafana ny toromarika #VATOEKA teto #Fianarantsoa.

02 Martsa 2018, Notanterahina ary tontosa androany faha 02 Martsa 2018 ny famoahana ny andiany 《MIRAY》 eo amin'ny ivo toeram-panofanana INSCO Fianarantsoa.Ny Fizahan-tany no lalam-panofanana narahin'ireto tanora ireto. Tao anatin'izany dia nosafidian'izy ireo manokana ny Filoha Mpitarika ny "Ny Fanahy Maha Olona" Ny Rado Rafalimanana ho Ray Mpiahy ity andiany ity.

28424744 1784743411570890 7682786885038599705 o

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

Manoloana izany ary, ireto tanora vao vita fianarana dia nisitraka ny fanazavana sy ny famelabelarana momba ny VATOEKA izay efa nosantarina tao Fianarantsoa ihany, iray volana katroka izay. Miainga amin'ny Tanora sy ny fitrandrahana ny fahaiza-manaony ary ireo fotodrafitr'asa misy ao aminy ny fiverenana ifotony, fototra iorenan'ny Vatoeka. Ilay fifohazana isam-paritra miainga any ifotony no kendren'ny Fanahy Maha Olona.Natomboka tamin'i Fianarantsoa tamin'ny alalan'ny fidinana an-toerana indroa miantaona izay.

 

28516705 1784743154904249 274018498740092356 o

28616430 1784743168237581 3947614974286060501 o

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

《Ny Fanahy Maha-Olona, ny hery tsy mahaleo ny Fanahy.》 Hitombo Hasina anie i Manankasitsara

28423218 1784743224904242 7983104873239958284 o