»  17.06.15| Coopération bilatérale entre Ilampy et l’ONG Namana club JAPON  »  01.06.15| Football – COSAFA Cup : Les Barea à la 3e place

 

International NGO Ny Fanahy Maha Olona

International NGO Ny Fanahy Maha Olona

Noho ny fananganana ny Ny Fanahy Maha Olona ho Fikambanana Tsy Miankina amin’ny Fanjakana Iraisam-pirenena dia hisy ny valan-dresaka hiarahan’ny mpikatroka Ny Fanahy Maha Olona amin’ireo Ben’ny Tanana mananerana ny Nosy mba entina indrindra hizarana ny traikefa hampandrosoana ny firenena izay hita fa tena latsaka ankaterena tokoa ka mila ny fandraisan’ny olom-pirenena tsirairay andraikitra sy fiaraha-mientana , izany dia ho tanterahina anio hariva amin’ny 4 ora tolakandro eny amin’ny Centre Universitaire Jésuite Ambohidepona Domaine Ankatso. Koa anasanany be sy ny maro hanotrona izany. Ny Fanahy Maha Olona