»  17.06.15| Coopération bilatérale entre Ilampy et l’ONG Namana club JAPON  »  01.06.15| Football – COSAFA Cup : Les Barea à la 3e place

 

Fitsidihana ny Toby Soatanana Fianarantsoa

Tonga nitsidika ny Toby Soatanana, Isandra eto Fianarantsoa ny Fanahy Maha Olona notarihin'ny Filohany Ny Rado Rafalimanana, miaraka amin'ireo mpiaradia aminy, ny alahady 05 Martsa 2018.

Tao anatin'ny fifaliana sy ny tsy fisalasalana no nandraisan'izy ireo ireto andiany tonga namangy ka isaorana azy ireo eram-po eran-tsaina. Notanterahana io fitsidihana io noho ny fijerena ifotony ny resaka ara-panahy, sady natao ihany koa ho fametrahana ny toromarika 《VATOEKA》.

Ny Fanahy Maha-Olona, ny Hery tsy mahaleo ny fanahy. Hitombo Hasina anie i Manankasitsara.

28575731 10215239064592824 3267474485663391357 n28783267 10215239063072786 6367258501596269637 n

28795674 10215239063472796 386542817073603331 n

28661405 10215239064192814 658500099857743125 n

28783570 10215239065952858 6854665761351439692 n