»  17.06.15| Coopération bilatérale entre Ilampy et l’ONG Namana club JAPON  »  01.06.15| Football – COSAFA Cup : Les Barea à la 3e place

 

Hiara hivavaka isika mandrapisokatry ny lanitra, Fa tsy maintsy ho tafita.

ambohimaory.jpg fjkm-ambila-lemaitso.jpg ambohimamory-1-1.jpg

Hiara hivavaka isika mandrapisokatry ny lanitra, Tsy hananjava mahory isika, hiara hivavaka hatrany

ny-rado-rafalimanana-3.jpg

Amin’ny anaran’I Jesosy andao hanaiky hifandray Tanana

Mba ho iray ihany izy rehetra

mbola-tsara-mahajanga.jpg

Andao hiara hivavaka isika mandrapisokatry ny lanitra, Fa tsy maintsy ho tafita

1157570-617904311588145-1175280966-n.jpg

Na ny aloky ny fahafatesana aza tsy asakana ny fahazavana

476072-10151627195781354-1895967246-o.jpg 479227-10151627203076354-1759268772-o.jpg 944435-10151627089341354-176226636-n.jpg

Tsy hisy hampimalo na sarotra aza ny lalana ny mason’ny fahavalo no latabatra hihinanana

fjkm-ambohimamory.jpg ny-rado-rafalimanana-eg-6.jpg famille-des-pecheurs.jpg

Fa ny marina, ny fahamarinanana no hany lalana hitondrany hatrany amparany noho ny anarany



Ny Rado Rafalimanana
Président de Ny Fanahy Maha Olona