»  17.06.15| Coopération bilatérale entre Ilampy et l’ONG Namana club JAPON  »  01.06.15| Football – COSAFA Cup : Les Barea à la 3e place

 

NEWSLETTER DU 19.01.2014



Actualités Ny Fanahy Maha Olona


Ambatolampy Fanahy Maha Olona Ambatolampy : Fanolorana solotsaina ho an'ny fokontany Ambodiriana.

Efa maro ireo asa sosialy nataontsika raha tsy hitanisa afa-tsy ny fizarana bodofotsy ho an'ireo zokiolona sy beantitra, fitsidihana ny orphelinat de police, fitsidihana ny fonja, fizarana ronono ho an'ny reny sy ny zaza... Ka hotohizantsika amin'izay izany satria ny antsika dia Fampandrosoana ifotony no hatao, koa ny Alahady 29 Desambra 2013 ary dia hizara ireo akanjo nangonin'ireo mpiray tanindrazana amintsika monina any andafindriaka isika ka eo Antanimarina no hanombohana izany

 »  Voir la suite





Actualités politiques


Ny Rado Rafalimanana Ankehitriny dia tokony hahay hamadika pejy isika Malagasy

Ankehitriny dia tokony hahay hamadika pejy isika Malagasy, ary hijery ny ho avin`ireo taranantsika...
Tokony hahay handefitra sy hanetrin-tena ny tsirairay ary hametraka ny soa toavina ambony ho an`ny Tanindrazantsika.
Feno fankahalana ny ankamaroan`ny fo-tsika; ento ampahendrena ny fanadinoana ny lolom-po;

 »  Voir la suite



Patrick Il faut réenchanter notre diplomatie économique avec des méthodes nouvelles.

La confirmation par la Cour électorale spéciale de l’élection du Président Hery Rajaonarimampianina est une belle et heureuse nouvelle pour Madagascar !
C’est une bonne nouvelle pour le Peuple malagasy qui va pouvoir participer à l’immense chantier du développement,

 »  Voir la suite





Culture


Dubai Dubaï Festival New Year 2014

Fanandratana ny maha Malagasy eo amin`ny Kolotsaina hananantsika dia naneho seho lehibe teto DUBAI (UAE) ireto Tanorantsika manan-talenta ireto nandritry ny DUBAI FESTIVAL NEW YEAR 2014

 »  Voir la suite





bannierefmoe1-2.gif
AGIR SUR LE TERRAIN

N'attendez plus, demain, ce sera déjà trop tard, agissez maintenant ...

 »  Voir la suite
AGIR SUR LE WEB

Agir sur le web et marquer votre soutien à Ny Fanahy Maha Olona.

 »  Voir la suite
NOUS CONTACTER

Pour entrer en contact avec Ny Fanahy Maha Olona de votre région.

 »  Voir la suite