»  17.06.15| Coopération bilatérale entre Ilampy et l’ONG Namana club JAPON  »  01.06.15| Football – COSAFA Cup : Les Barea à la 3e place

 

NEWSLETTER 2 DU 23 11 2013

ny rado rafalimanana.manohana.dr jean-louisrobinson Nivoaka androany ny valim-pifidianana fihodinana voalohany.

Naneho ny Malagasy fa mangetaheta fiovana sy fahalalahana ary maniry fampandrosoana eo amin’ny tontolo misy azy ireo. Mangataka fanjakana tan-dalàna mametraka vahoaka sambatra am-po sy sambatra ara-batana ary ara-panahy ihany koa ny fahatongavan’ny mpifidy maro tamin’iny fotoana iny. Ny kandidà Dokotera Jean Louis Robinson no tsapako fa hitondra fanafody ho an’ity Tanindrazana iombonanantsika ity. Ny kandidà Dokotera Jean Louis Robinson no hitako fa afaka hanatanteraka ny hetahetan’ny Malagasy .....

 »  Voir la suite


akaninjaza Lovasoa 67ha Fanomezan-tanana ny Ankanin-jaza Lovasoa . .

Fanomezan-tanana ny Ankanin-jaza Lovasoa Arema eto 67 ha. Mila mifanampy ny malagasy na tsy mitovy firehan-kevitra aza satria izay ilay maha Ny Fanahy Maha olona..


 »  Voir la suite


bannierefmoe1-2.gif
AGIR SUR LE TERRAIN

N'attendez plus, demain, ce sera déjà trop tard, agissez maintenant ...

 »  Voir la suite
AGIR SUR LE WEB

Agir sur le web et marquer votre soutien à Ny Fanahy Maha Olona.

 »  Voir la suite
NOUS CONTACTER

Pour entrer en contact avec Ny Fanahy Maha Olona de votre région.

 »  Voir la suite