»  17.06.15| Coopération bilatérale entre Ilampy et l’ONG Namana club JAPON  »  01.06.15| Football – COSAFA Cup : Les Barea à la 3e place

 

Famelabelaran-kevitra momba ny SOATOAVINA MALAGASY

Auteur  
# 04/08/2014 à 08:40 BOTORONONO
Mbolatsara atsika jiaby,
Mahafaly ny mampilaza antsika namana jiaby fa ny Filan-kevitry ny Tanora eto Antsiranana I dia hanao famelabelaran-kevitra momba ity lohahevitra ity. Manana zavatra tiana hampitaina manokana ve isika satria ny Tanora no tiana ampitaina ny hafatra. Misaotra betsaka.
Eric BOTORONONO
Filohan'ny Filan-kevitry ny Tanora eto Antsiranana I
Répondre à ce message
Code incorrect ! Essayez à nouveau