»  17.06.15| Coopération bilatérale entre Ilampy et l’ONG Namana club JAPON  »  01.06.15| Football – COSAFA Cup : Les Barea à la 3e place

 

FAHENDRENA, FANAJANA INDRINDRA NY ZOKY OLONA, FANDEFERANA, FAHAMARINANA NO TENA SOATOAVINA MALAGASY KANEFA IREO MATETIKA VOAHITSAKITSAKA, SAMY MIEZAKA NY TSIRAIRAY HAMERINA IZANY REHETRA IZANY

Auteur  
# 24/05/2014 à 09:33 rina
Amiko maokana dia ny fanabezana, fitaizana, no tena fototra tokony hiaingana @ izany rehetra izany mba hamerenana indray ny soatoavina malagasy
# 24/05/2014 à 18:23 Mia
Ankehitriny dia efa miova ary miha simba io fijery Malagasy ireo, noho ny Fanantotoloina. Ny vahaolana: Mila manaiky isika oe Malagasy ( Fiteny, Fomba ,Finoana,.... ) ary tsy tokony ho menatra (tadidio fa ny olona hafa koa tokony hianatra amin-tsika. Maro ny zavatra ananan-dra Malagasy), ary anaja fatratra ireo lova rehetra navela ho antsika ankehitriny. Tsotra io, tsy tokony olona hafa mihintsy no ampatsihahy ny ho mety ho an'ny Malagasy. Ny fomba mety nataon ireo razanbe taloha no tena izy. Izay nahalala izany tokony hizara aingana?
# 29/05/2014 à 22:12 piso
ny firaisankina no hery, ny malagasy anefa efa fata-daza fa ory hava-manana sady rehefa misy tafita ny havany na ny namany dia kalikaliany, fosafosany foana ! Ny antony dia tsy ao ilay firaisan_kina, hany ka raha tokony ifanampy dia lasa ifaningana. Io amiko no tena fototra
# 15/06/2014 à 15:52 TOKY
Ankehitriny tsy mahamenatra intsony ny milaza fa saika efa lasa tantara sisa izany sotoavina Malagasy izany,ary maro @ taranaka @zao aza no tsy nihaina ary tsy nahatsapa akory ny fisin'izany teo @ fiara-monina ,tsy fotoana fanomezan-tsiny azote,mila fantarina kosa ny fototrin'ny olana nahatonga izany;Amiko ny fanambeazana ireo taranaka mbola azo heverina fa mbola tsy voaloto ny fitiavan-karena,tandremo fa misy ireo tsy miraharaha ny sotoavina izany;Ny famerenana izany dia hoan'ny rahampitso
Répondre à ce message
Code incorrect ! Essayez à nouveau