»  17.06.15| Coopération bilatérale entre Ilampy et l’ONG Namana club JAPON  »  01.06.15| Football – COSAFA Cup : Les Barea à la 3e place

 

tsy tokony hifoha @ izay ve

Auteur  
# 25/06/2015 à 05:54 ramamison (site web)
salama isika eh
Raha ny hevitro dia tokony hisy olona hifoha amin'izay fa tsy hiandry lava ny mpitondra hifanjevo eto. Olona iray tsy miera kanefa tonga saina hamokatra,sy hampiroborobo ny toe-karena fa tsy hanao kobak'ambava
Didiana ireo miaramila ireo tsy hamoritra fa hamokatra ka 100 andro dia tsy maintsy zavatra hivaoka na katasaka io na anana io ka ny miaramaila iray hiasa tany 10 M2 ISAN'ANDRO
Répondre à ce message
Code incorrect ! Essayez à nouveau