»  17.06.15| Coopération bilatérale entre Ilampy et l’ONG Namana club JAPON  »  01.06.15| Football – COSAFA Cup : Les Barea à la 3e place

 

Ny Fanahy Maha Olona! inona ny hevitry isika?

Auteur  
# 30/05/2014 à 14:50 Mendrika.R
Inona no azo handikana ny teny hoe:" Tolontanana"?
# 30/05/2014 à 14:52 Adrien Mahafaly
Ny fanahy maha olona, ny hery tsy mahaleo ny fanahy...
Ny fanahy maha olona, ny fanahy no olona...
# 30/05/2014 à 20:46 ndrina
Ny Tolontanana sia raha adika arabakiteny dia avy @ hoe tolotra sy tanana, izany hoe manolotra, manome, eo @ resaka fanomzana indray dia tsy voatery matériel foana na hoe vola fa na hevitra aza dia azo raisina toy ny tolotra, ka ny Ntaolo dia tena manana io fahendrena tolontanana io ka miankina @ tsirairay ny manao izay tolontanana tandrify sy izay vitany.
Répondre à ce message
Code incorrect ! Essayez à nouveau