»  17.06.15| Coopération bilatérale entre Ilampy et l’ONG Namana club JAPON  »  01.06.15| Football – COSAFA Cup : Les Barea à la 3e place

 

RAS LE BOL: Salaire des députés : 17 500 000 Fmg en session, 12 500 000 Fmg hors session

Auteur  
# 21/05/2014 à 10:27 RABE
NY VAHOAKA MAHANTRA DIA TSY RARINY IHANY RAHA IZAY DEPIOTE NO HANDOAVANA VOLA BE TOY IZAO
# 23/05/2014 à 00:30 Ralaiarimanana
Mandreraka be ny mijery ny zavamiseho eto amin'ny firenena satria raha jerena dia mbola ny politika seza sy Namana no betsaka fa tsy ny izay mahasoa firenena no jerena. Hoatran'ny hoe Toa vidiana vola ireto izy. Tsy rariny satria betsaka ny teknisiana Miasa mafy kanefa dia kara ma Kely tsy mahavelombady amanjanaka.
# 30/05/2014 à 14:47 Andriantavy
Tsy tokony kivy isika satria, adalantsika daholo izany.
Isika no nifidy azy ireo dia avy eo isika manenina.
Izay no mahatonga ahy resy lahatra amin ny Fanahy maha olona,ny hoe mila miady amin ny FAHABADOANA aloha isika na hoe IGNORENCE satria na isika izao aza dia ao anatiny koa araraotin ireo tsy mataho-tody.

Dia tena mahavariana mihintsy ny zava mitranga kanefany ny tarantsika no tokony jerena.
Répondre à ce message
Code incorrect ! Essayez à nouveau