»  17.06.15| Coopération bilatérale entre Ilampy et l’ONG Namana club JAPON  »  01.06.15| Football – COSAFA Cup : Les Barea à la 3e place

 

NY FANAHY MAHA OLONA ANTSIRABE

Araka ny nambaran-dRakotonirina Gaston, filohany najoro hamelomana indray ny fahendrena malagasy teo aloha izay nandala indrindra ny fiarahamonina tsy nisy raorao ny fikambanana. 

Tao anatin’ny fifanajana, ny fifampitsinjovana ny fahamarinana sy ny fifanampiana izany fiarahamonina izany, taloha.