»  17.06.15| Coopération bilatérale entre Ilampy et l’ONG Namana club JAPON  »  01.06.15| Football – COSAFA Cup : Les Barea à la 3e place

 

NY FANAHY MAHA OLONA NOSY BE

Nosy Be dia anisan'ireo nampiseho ny fahatokisany tamin'ny filoha Ny Rado Rafalimanana, ary tonga maro nampiseho izany. Maro ireo tanora nandray anjara tamin'ny fandraisana ny filoha ka nahalavorary izany, ary izy ireo dia vonona hatrany hifanome tanana mba ho iray ihany izy rehetra.