»  17.06.15| Coopération bilatérale entre Ilampy et l’ONG Namana club JAPON  »  01.06.15| Football – COSAFA Cup : Les Barea à la 3e place

 

MBA HO IRAY IHANY IZY REHETRA

Hiara hivavaka isika mandrapisokatry ny lanitra, Fa tsy maintsy ho tafita.

Amin’ny anaran’I Jesosy andao hanaiky hifandray Tanana.

Tsy hisy hampimalo na sarotra aza ny lalana ny mason’ny fahavalo no latabatra hihinanana