»  17.06.15| Coopération bilatérale entre Ilampy et l’ONG Namana club JAPON  »  01.06.15| Football – COSAFA Cup : Les Barea à la 3e place

 

NY FANAHY MAHA OLONA MADAGASCAR

Tous les reportages en photos sur Ny Fanahy Maha Olona Madagascar.

  • PASSAGE DE NY RADO RAFALIMANANA A TULEAR DU 27 AU 29 JUIN 2014

    13 PASSAGE DE NY RADO RAFALIMANANA A TULEAR DU 27 AU 29 JUIN 2014
    Visite de Ny Rado Rafalimnana à Tuléar lors de la sortie de la 7ème promotion de l'IHSM.
  • RENCONTRE NATIONALE NY FANAHY MAHA OLONA 24.05.2014

    11 RENCONTRE NATIONALE NY FANAHY MAHA OLONA 24.05.2014
    L’association Ny Fanahy Maha Olona a organisé une rencontre nationale ce samedi 24 mai 2014 à l’hôtel Panorama Antananarivo, sous la présidence de Ny Rado Rafalimanana.
  • QUARTIER GENERAL NY FANAHY MAHA OLONA

    15 QUARTIER GENERAL NY FANAHY MAHA OLONA
    Ny Fanahy Maha Olona dia mahita vahaolana hoentina hanatsarana ny fiainan'ireo Malagasy izay ianjeran'ireo fampahoriana maro ataon'ireo Mpitondra nifandimby hatramin'izay nanomboka tamin'ny taona 1972 ka hatramin' izao. Aok'izay fanaovana an-kilabao ireo gasy mijaly efa ho 83% ny isany am'izao fotoana izao.
  • MBA HO IRAY IHANY IZY REHETRA

    19 MBA HO IRAY IHANY IZY REHETRA
    Hiara hivavaka isika mandrapisokatry ny lanitra, Fa tsy maintsy ho tafita. Amin’ny anaran’I Jesosy andao hanaiky hifandray Tanana. Tsy hisy hampimalo na sarotra aza ny lalana ny mason’ny fahavalo no latabatra hihinanana
  • NY FANAHY MAHA OLONA NOSY BE

    21 NY FANAHY MAHA OLONA NOSY BE
    Nosy Be dia anisan'ireo nampiseho ny fahatokisany tamin'ny filoha Ny Rado Rafalimanana, ary tonga maro nampiseho izany. Maro ireo tanora nandray anjara tamin'ny fandraisana ny filoha ka nahalavorary izany, ary izy ireo dia vonona hatrany hifanome tanana mba ho iray ihany izy rehetra.
  • TOAMASINA - FIZARANA AKANJO - NY FANAHY MAHA OLONA

    16 TOAMASINA - FIZARANA AKANJO - NY FANAHY MAHA OLONA
    Au cours de la semaine du 04 novembre 2013, Ny Rado Rafalimanana, son équipe d'Axius Humanity et l'association Ny Fanahy Maha Olona ont distribué des dons à plus de 3000 enfants dans les principales communes de la région Atsinanana. Il s'agit des communes Ambila le Maitso, Foulpointe, Ambodiatafana et Brickaville. 
  • NY FANAHY MAHA OLONA ANTSIRABE

    14 NY FANAHY MAHA OLONA ANTSIRABE
    Araka ny nambaran-dRakotonirina Gaston, filohany najoro hamelomana indray ny fahendrena malagasy teo aloha izay nandala indrindra ny fiarahamonina tsy nisy raorao ny fikambanana.  Tao anatin’ny fifanajana, ny fifampitsinjovana ny fahamarinana sy ny fifanampiana izany fiarahamonina izany, taloha.