»  17.06.15| Coopération bilatérale entre Ilampy et l’ONG Namana club JAPON  »  01.06.15| Football – COSAFA Cup : Les Barea à la 3e place

 

Fivoriam-be 2014 ny fikambanana Ny Fmo Ilampy

Fivoriambe

Fiantsoana fivoriam-be : Tapaka ary fa hatao ny Asabotsy 01 Marsa 2014 amin'ny iray ora sy sasany tolakandro ny fivoriam-be 2014 ny fikambanana NY Fmo Ilampy izay atao eo amin'ny tokontany malalaky ny ROMANOR taloha izany (ampitan'ny domaine Haras). Ny taratasy rehetra mikasika izany dia ho karakarain'ireo mpandrindra ka ho dinihina amin'izany ny : - fanamafisana ny birao sy ireo rantsana isam-pokontany - tatitry ny zava-bita 2013 - ny tanjona 2014 - tetik'asa IRAF sy ny dimy taona manaraka - samihafa. Amin'io fotoana io koa no hampidirana ireo mpikambana vaovao ary hanentanana antsika handoa ny latsakemboka isam-bolana. Mankasitraka antsika rehetra amin'ny alalan'ny Filoham-boninahitra Ny Rado RAFALIMANANA sy ireo rantsana mijoro rehetra maneran-tany. « Miditra ianao ho Tahiana, mivoaka ianao ho Tahiana » : Déo 28/6.

Tokontany malalaky ny ROMANOR taloha izany (ampi Ambatolampy

Ajouter un commentaire
Code incorrect ! Essayez à nouveau