»  17.06.15| Coopération bilatérale entre Ilampy et l’ONG Namana club JAPON  »  01.06.15| Football – COSAFA Cup : Les Barea à la 3e place

 

02.08.14 | IMGAM IVANDRY | VIDE GRENIER POUR AMBATOLAMPY 104

Vide grenier ambatolampyMiarahaba antsika rehetra ô!!!

Mba ho fanohanantsika ny namana Tahiana Randrianarisoa 6ème Promotion FSSP amin'ny hetsika sosialy izay ataony any Ambatolampy 104, dia manasa antsika rehetra handray anjara amin'ny hetsika

"VIDE GRENIER POUR AMBATOLAMPY 104" .



Ka mba ho entina manatanteraka izany dia ireo entana rehetra izay tsy ilaina na tsy ampiasaintsika intsony any antokatrano any dia

ho hangonina ny Asabotsy 02 Août eny amin'ny IMGAM Ivandry

sady ho fihaonana fifankahafantarana koa io.

Raha mavesatra be na koa tsy afaka @ io fotoana io dia azo alaina ka ity ny laharana antsoina 033 14 409 55 / 034 60 499 50.

Mankasitraka antsika rehetra.

Mazotoa daolo ô!



Ho an'ireo izay te hanampy fa tsy afaka dia

azony atao ny mandrotsaka mivantana amin'ny kaonty banky izay misokatra amin'ny anaran'ny Fanahy Maha Olona Ambatolampy, ny fanampiana izay foiny.


Rib fmo ilampy

033 14 409 55 / 034 60 499 50

IMGAM IVANDRY

Ajouter un commentaire
Code incorrect ! Essayez à nouveau