»  17.06.15| Coopération bilatérale entre Ilampy et l’ONG Namana club JAPON  »  01.06.15| Football – COSAFA Cup : Les Barea à la 3e place

 
28450157 1779738092071422 1846028478 n

Ny Rado RAFALIMANANA , AMBASSADEUR I.C.A.F.E à Madagascar.

2018 Mars 15, Isaorako ilay Mpahary izao tontolo izao noho izao adidy Masina eto an-tany, ka nahavoatendry ampanetren-tena ny Tena ho AMBASSADEUR "ENVOYE SPECIAL de la PAIX et du DEVELOPPEMENT de INTERGOVERMENTAL COLLABORATIVE ACTION FUND for EXCELLENCE (I.C.A.F.E) avy amin'ny Firenena Mikambana izay hitoetra eto #MADAGASIKARA.
 

Lire la suite

 
28783267 10215239063072786 6367258501596269637 n 

Fitsidihana ny Toby Soatanana Fianarantsoa

Tonga nitsidika ny Toby Soatanana, Isandra eto Fianarantsoa ny Fanahy Maha Olona notarihin'ny Filohany Ny Rado Rafalimanana, miaraka amin'ireo mpiaradia aminy, ny alahady 05 Martsa 2018.

Tao anatin'ny fifaliana sy ny tsy fisalasalana no nandraisan'izy ireo ireto andiany tonga namangy ka isaorana azy ireo eram-po eran-tsaina. Notanterahana io fitsidihana io noho ny fijerena ifotony ny resaka ara-panahy, sady natao ihany koa ho fametrahana ny toromarika 《VATOEKA》.

Ny Fanahy Maha-Olona, ny Hery tsy mahaleo ny fanahy. Hitombo Hasina anie i Manankasitsara.

Lire la suite

28424744 1784743411570890 7682786885038599705 o 

《Famoahana ny andiany "Miray" tao amin'ny INSCO Fianarantsoa sy fametrahana Toromarika VATOEKA》

02 Martsa 2018, Notanterahina ary tontosa androany faha 02 Martsa 2018 ny famoahana ny andiany 《MIRAY》 eo amin'ny ivo toeram-panofanana INSCO Fianarantsoa.Ny Fizahan-tany no lalam-panofanana narahin'ireto tanora ireto. Tao anatin'izany dia nosafidian'izy ireo manokana ny Filoha Mpitarika ny "Ny Fanahy Maha Olona" Ny Rado Rafalimanana ho Ray Mpiahy ity andiany ity.

Natomboka tamin'i Fianarantsoa tamin'ny alalan'ny fidinana an-toerana indroa miantaona izay. 《Ny Fanahy Maha-Olona, ny hery tsy mahaleo ny Fanahy.》 Hitombo Hasina anie i Manankasitsara

Lire la suite

vatoeka 

Ong fmo ny maire3

Rehefa nitsangana tao anatin’ny taona maromaro ny Fikambanana Ny Fanahy Maha-Olona izay fikambanana tsotra dia niditra teo amin’ny sehatry ny iraisam-pirenena kosa; izany hoe: lasa Fikambanana Tsy Miankina amin’ny Fanjakana Iraisam-pirenena izy ankehitriny na ny antsoina hoe “ONG Internationalle”. Araka ny zava –misy sy mitranga eto amin’ny firenena dia hita tokoa fa tena latsaka an-terena I Madagasikaraka tsy hiasa irery ny Ben’ny Tanana manerana ny Nosy fa ao tokoa ireo vonona ny hifanome Tanana sy hizara traikefa mba ahafahana mametraka ny fanamby itondrana ny fahombiazana sy fampandrosoana ity firenena ity.
 
 
ACCUEIL ASSOCIATION
 
  MADAGASCAR ACTUALITES   ACCES RESERVE  
  logo-jpg.jpg Notre association, notre structure, notre équipe, notre programme,nos actions.   Journal Culture, économie, environnement, politique, santé, société, faits divers...   Knowledge management Knowledge management, gestion des connaissances.  

 

 
MADAGASCAR FORUM
 
  NOUS SOUTENIR   ADHESION  
  Forum Echange de point de vue sur Ny Fanahy Maha Olona.   NOUS SOUTENIR N’attendons plus, agissons maintenant, pour ensemble, préparer l’avenir de nos enfants, de nos jeunes ...   Adhesion 2 Rejoindre la communauté Ny Fanahy Maha Olona.  

 

Abonnez-vous à notre newsletter - Date de lancement du site 11/10/2013

Total
140500 visiteurs - 526114 pages vues